Teny iditra | 1 fanozonana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 ozona |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Faniriana ratsy ny hafa, fanompana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#475] La malédiction, l’imprécation |
Ohatra |
6 [2.996#] Ny vava iray ihany no ivoahan' ny fisaorana sy ny fanozonana.
7 [1.519#] Ny ankamaroan' ny teny fanozonana dia mampiasa ny teny hoe: tsy mba, aza, tsy, sandra, izay manana hevitra mitovy saingy tsy miasa raha tsy amin' ny firariana zavatra ratsy ihany. |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |