Teny iditra | 1 faralahy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny lahy farany indrindra amin' ny zanaka lahy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [lahy, masculine.] The last born male in a family; a word very frequently given to the youngest person as a proper name. 5 [1.7] the youngest son |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] le fils cadet |
Ohatra |
7 [2.996#] Ka ento mankaty amiko ny zandrinareo faralahy; |
Voambolana |
8 Fifandraisana: fianakaviana |
Singan-teny | 9 fara, lahy |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny faralahy io |
Fivaditsoratra | 11 faralahy, hilafara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |