Teny iditra | 1 faralahy |
Singan-teny | 2 fara, lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ny lahy farany indrindra amin' ny zanaka lahy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [lahy, masculine.] The last born male in a family; a word very frequently given to the youngest person as a proper name. 6 [1.7] the youngest son |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] le fils cadet |
Ohatra |
8 Ka ento mankaty amiko ny zandrinareo faralahy; [2.996#] |
Voambolana |
9 Fifandraisana: fianakaviana |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny faralahy io |
Fivaditsoratra | 11 faralahy, hilafara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |