|
|
|
|

Teny iditra1  fari-piainana
Singan-teny  2  faritra, fiainana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  vola miditra isan-taona amin'ny olona iray ao amin'ny firenena iray araka ny sandam-bola marina eo amin'ny firenena misy azy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  niveau de vie [1.13]
Tovy hevitra  6  fari-pivelomana

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13