Teny iditra fari-pivelomana
Singan-teny fari- (faritra) ; fivelomana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vola miditra isan-taona amin'ny olona iray ao amin'ny firenena iray araka ny sandam-bola marina eo amin'ny firenena misy azy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Niveau de vie [1.13]
Tovy hevitra fari-piainana

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10