Teny iditra farimanga (fary, manga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fary mena manopy volomparasy ny tahony [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [manga, blue.] The purple-stalked sugar-cane; a tall grass with red inflorescence, common in rice-grounds. Same as karangy (Antsih.), tsimparifarimena, and tsimparifarimanga. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka, Merina] (de fary : canne à sucre et manga : bleu, mais aussi beau, choisi) Variété de canne, Saccharum officinarum L. (Poaceae) à tige violette. [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Saccharum officinarum
Mpitovy hevitra karangy ~ tsimparifarimanga ~ tsimparifarimena

Teny iditra farimanga (fary, manga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] Nom d'une Graminée à feuilles rouges : Echinochloa stagnina (Retz) P. Beauv. (Poaceae). Bonne fourragère [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Echinochloa stagnina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31