|
|
|
|

Teny iditra1  fari-piainana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] vola miditra isan-taona amin'ny olona iray ao amin'ny firenena iray araka ny sandam-bola marina eo amin'ny firenena misy azy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] niveau de vie
Singan-teny  5  faritra, fiainana
Tovy hevitra  6  fari-pivelomana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10