|
|
|
|

Teny iditra1  faritana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asiana faritra: Nofaritana ny tanimbolinay
Ferana: Nofaritan' ny antenimieram-pirenena ny fahefan' lehiben' ny fivondronana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be marked out.
5  [1.7] to be limited; to be circumscribed
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on limite, qu'on circonscrit
Fototeny  7  faritra
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny faritana io

Fivaditsoratra  13  afatrany, atrifana, fanaitra, faratany, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, itarafan, nitarafa, tafarina, tarafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21