|
|
|
|

Teny iditra1  faritany
Singan-teny  2 faritra, 3 tany
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina
6 Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 (fari-tany) A boundary, a landmark. [1.2]
8 a certain territory or region [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 territoire, région [1.8]
Ohatra  10  Mpianakavy ny mpanjaka tamin' ireo faritany telo ireo. [2.113#]
11  Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472#]
12  Tsy mitovy isa ny mponina amin' ny faritany tsirairay. [2.332#]
Voambolana  13  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Zanakanarana 
Tsanganana sy sary iray takila  20  label="faritany6" run="faritanyfaritra" />Mpianakavy ny mpanjaka tamin' ireo faritany telo ireo.Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra.Tsy mitovy isa ny mponina amin' ny faritany tsirairay.

Fivaditsoratra  faritany, 21 fatraiñy, 22 finaitra, 23 rifatina, 24 tarifina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26