Teny iditra | faritana (faritra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana faritra: Nofaritana ny tanimbolinay Ferana: Nofaritan' ny antenimieram-pirenena ny fahefan' lehiben' ny fivondronana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be marked out. [1.2] | ||||||||
To be limited; to be circumscribed [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on limite, qu'on circonscrit [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny faritana io | ||||||||
Fivaditsoratra | atrifana, fanaitra, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, tafarina, tarafina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |