|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  faroratra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavatra maditidity miraikidraikitra
Ny tadim-polihala
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the small filaments which are produced from anything glutinous when drawn out.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] fil ténu produit par l'allongement ou la séparation de matières visqueuses, les fils des araignées et des vers à soie
6  [1.196] Nom des fils ténus qui se forment à partir des écorces riches en gutta ou en produits analogues quand on les rompt et qu'on écarte les fragments avec précaution. Les Malgaches les comparent au fil de l'araignée.
Ohatra  7  Dia nandeha nitety tamin' ny faroratra izy ka tsy nitehika ny lanitra, tsy nikasika ny ravin-kazo, ary tsy nandia tany. [2.69]
Voambolana  8  Haizavamaniry
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)14  faroratra
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.78] [Tambahoaka] hala (bibikely)
Fanazavàna teny anglisy  17  [1.2] a provincial name for a centipede or spider. See trambo
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.19] [Tankarana] espèce d'araignée ; araignée (ses fils).
Voambolana  19  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  20  fararotra

Teny iditra (3/3)21  Faroratra
Sokajin-teny  22  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  23  Avy amy ny rafaroratra ny odi-tara-biby. [2.48]
24  ny sampy masina ompiana, Manjakatsiroa, Kelimalaza, Fantaka, Mahavaly, Rehaza, Tsimahalahy, Vatamena, Manjaibola, faroratra, sy ny zava-masina ambony ny tany. [2.48]
Voambolana  25  Fivavahana, finoana
Tsipelina hafa  26  rafaroratra
Tsanganana sy sary iray takila  27  Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  28  fararotra, Faroratra, faroratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08