|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fary
Sokajin-teny  2  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] a particle expressing the certainty of what one has given utterance to: Certainly, That is true, Is it not so?
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.19] [Tankarana] c'est vrai.

Teny iditra (2/2)5  fary
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Zavamaniry toy ny bararata ny habeny, misy vaniny sy tonony, ary fifiaka fa mamy ny ranony ka mahatonga azy hanaovana siramamy
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.2] [Sakalava] the sugar-cane. Used formerly in the ceremony of circumcision. Saccharum officinale, L. [Friendly Is. poria (?).] Same as fisika
9  [1.7] sugar cane
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8] canne à sucre
11  [1.196] Nom général de la canne à sucre, Saccharum officinarum L. (Poaceae). On en cultive de nombreuses variétés portant chacune un nom spécial.
-- Dans le centre (merina, betsileo) farimanga : canne à tige violette ; farifisoitra : à tige épaisse, riche en sucre, particulièrement appréciée pour être mangée fraîche ; farigasy (gasy est l'abréviation de malagasy : malgache) : à tige mince avec noeuds peu marqués, anciennement introduite ; farivazaha, au contraire, pour les variétés améliorées d'introduction récente. Le nom de farimaola ne désigne pas une variété particulière mais la canne lorsqu'elle est utilisée dans les cérémonies rituelles : circoncision, première coupe des cheveux d'un enfant, etc.
-- Sur la côte Est (Betsimisaraka) : barikavany, farimainty, canne à tige noire ou violet foncé ; farimbazaha variétés d'introduction récente ; farivolo, à tige jaune clair, autrefois très répandue. [Merina]
12  [Betsileo]
13  [Sihanaka]
14  [Betsimisaraka]
15  [Sakalava]
16  [1.405] [Sakalava-Mayotte] canne à sucre
Ohatra  17  mamy ihany ny fary, fa toa hazo; [2.69]
18  Akondro na fary no mba nentiny nody! [2.356]
Voambolana  19  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Lohateny  42  Fary Mamy : Boky famakian-teny, kilasy famaranana (Rabemolaly Fanomezana)
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  44  Ohabolana misy io teny fary io

Fivaditsoratra  45  fari-, fary, fira, rafi, rafy, rifa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02