|
|
|
|

Teny iditra1  fasam-bao
Singan-teny  2  fasana, vao
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] tombeau neuf, où personne a été mis
Ohatra  5  Halaviriko tahaka ny fasambao ary andosirako tahaka ny nendra mainty fa ny tody misy, ny atao miverina koa. [2.587#]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny fasam-bao io

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07