|
|
|
|

Teny iditra1  fasam-poana
Singan-teny  2  fasana, foana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  efitra foana mova tsy ny lalantsara ao anaty fasana, eo anelanelan' ny varavaram-pasana sy ny aty fasana [1.1]

Fivaditsoratra  5  fampoasana, fanampoasa, fasam-poana

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25