|
|
|
|

Teny iditra1  fasana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lavaka na toerana namboarina handevenana ny maty.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] a grave, a tomb
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8] tombeau, tombe
6  [1.3] caveau, mausolée
Ohatra  7  Ilay fasana|fasako, fasana|fasako ihany
fa ny foko dia fasana|fasako koa!
Io no fasana|fasako ivelan'ny tany,
io no fasana|fasako iray, faharoa!
]
8  Ny fasana no fasana, ka ny raha naterina ao aminy. [2.245]
9  Dia nasainy novorina ny vahoaka ho any amin' ny fasana. [2.69]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Sampanteny 
12  Anarana :
Mpanahaka  13  kibory
Kamban-teny 
Lohateny  21  Ampasandramatimpitia (Rakotomalala Charles)
22  Fasana faharoa (Rabearivelo Jean-Joseph)
23  Fasana iray faharoa (Andriamalala Emilson Daniel)
24  Fitia nandresy ny fasana (Nivondrahona)
25  Ilay fasan-tsakaiza tiana (Ny Avana)
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny fasana io
Lahatsoratra  27  Randzavola: fasana ao amin' ny Baiboly
Sary 
28  29  30 
31  32  33 

Fivaditsoratra  34  fanasa, fasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01