Teny iditra | 1 fatra-tsaonjo |
Singan-teny | 2 fatratra, saonjo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza olona maro be indray entina ahivoka amin' ny fiara na lakana ka efa mifanitsa-kitro erỳ |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [saonjo, an arum.] Crammed. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |