|
|
|
|

Teny iditra1  fefim-boly
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  fefy, voly
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] haie protégeant un terrain cultivé
Ohatra  5  [2.996] Mandehana mankeny amin' ny lalam-be sy ny fefim-boly, ka tereo ny olona hiditra mba ho feno ny tranoko

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29