Teny iditra (1/2) | 1 fefy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vala fiarovana sy fisakanana, fetra tsy azo ihoarana: Misy fefy ny tokotaninay ka tsy misy alika afaka miditriditra ao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a fence, a wall, a hedge, an enclosure, a defence. fefy vato: a stone wall 5 [1.7] a fence, an enclosure |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] clôture, haie 7 [1.196] (toute l'île : haie vive, mais aussi palissade, clôture, tout ce qui sert de défense). Nom des plantes utilisées à faire des haies, surtout lors qu'elles sont épineuses, défensives. On dit : tokony hamefy ny tanimbolinao ianao : « Vous devriez entourer d'une haie défensive votre jardin potager » |
Ohatra |
8 Ho voasazy ve izay mihoa-pefy? [4.27] 9 Tsy mateza loatra anefa ny fefy hazo. [2.117] 10 Rindrina tsy misy hirigirika no fefy manodidina ny fiainako. [2.529] 11 Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470] |
Voambolana |
12 Haizavamaniry |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 20 vala, rova, tamboho, ampiantany tsivikinindahy, aro, kiady, manda |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 26 fefy |
Sokajin-teny | 27 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
28 [1.1] Omby vonoina rehefa avy mandevina |
Fanazavàna teny anglisy |
29 [1.2] the name given to the beef distributed at the ceremony of the afana, usually called henampefy. |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 32 henampefy |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 34 fefy, fife |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |