Teny iditra fehintenda
Singan-teny fehy ; tenda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka [1.1]
Ohatra Taty aoriana, rehefa tsara akanjo ny olona (fa niditra betsaka ny karazan-damba vahiny), dia nampiseho soroka an-kavanana indray ny tovolahy mpihaingo mba hisehoan' ny fehintenda. [2.436]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10