Teny iditra | 1 fehintenda |
Singan-teny | 2 fehy, tenda |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka |
Ohatra |
5 Taty aoriana, rehefa tsara akanjo ny olona (fa niditra betsaka ny karazan-damba vahiny), dia nampiseho soroka an-kavanana indray ny tovolahy mpihaingo mba hisehoan' ny fehintenda. [2.436#] |
Voambolana |
6 Toe-karena: zaitra |
Tsipelina hafa | 7 fehitenda |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |