|
|
|
|

Teny iditra1  fehitenda
Singan-teny  2  fehy, tenda
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2][fehy tenda] A neck-cloth, a neck-tie, a cravat.
6  [1.7] a necktie
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] cravate
Ohatra  8  Tsy miala akanjomandry sy fehitenda volonondry izy manao izany. [2.470]
Voambolana  9  Toe-karena: zaitra
Tsipelina hafa  10  fehintenda
Tovy hevitra  11  fehivozo
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny fehitenda io

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20