Teny iditra | 1 felan-dravina |
Singan-teny | 2 fela, ravina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 faritra be velarana sy manify ary maitso eo amin'ny ravina [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 limbe [1.13] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Tovy hevitra | 7 pela-dravina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |