Teny iditra | 1 felatanana mila zara |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny olona miseho ho miasa erỳ rehefa misy mahita toy ny ankizy kamo na ny olona mitady sitraka Tondro mila zara |
Singan-teny | 4 felatanana, mila, zara |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |