Teny iditra | felatanana mila zara | |
Singan-teny | felatanana ; mila ; zara | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona miseho ho miasa erỳ rehefa misy mahita toy ny ankizy kamo na ny olona mitady sitraka Tondro mila zara [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07 |