Teny iditra (1/4) | 1 feny |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny antsasak' ilan' ny omby eo aoriana |
Teny iditra (2/4) | 4 feny |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.78] [Taimoro]
fefy tamboho |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.2] [Provincial]
a fence, a hedge, an enclosure. See fefy |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 11 fefy, fenifeny |
Teny iditra (3/4) | 12 feny |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1#284] Ny sofim-basy |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.2] the hammer of a gun |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3#162] le chien de fusil |
Voambolana |
17 Miaramila |
Teny iditra (4/4) | 18 feny |
Fototeny | 19 fe |
Sokajin-teny | 20 anarana fe sy mpisolo |
Ohatra |
21 nefa tsy maty izy, fa ny feny no tapaka. [2.69#163] |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |