Teny iditra | ferinaina (fery, aina) | |||
Sokajin-teny | fomba fiteny | |||
Famaritana malagasy | Fijaliana mafy [Rajemisa 1985] | |||
[ ferin' aina ] fahoriana entina an-kasarotana mafy, ka efa atao mampijaly ny tena aoka izany (fiteny koa ny hoe feritr' aina, izay angamba avy amin' ny fanaovana ny na ho tra fotsiny ihany) [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | [ ferin-aina ] Sighing, groaning, grief. [Richardson 1885] | |||
Fandikana frantsay | [ ferin' aina ] souffrance, affliction [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] | |||
Voambolana | Ontam-po | |||
Sampanteny |
| |||
Tsipelina hafa | ferin' aina ~ ferin-aina | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |