|
|
|
|

Teny iditra1  ferinaina
Singan-teny  2  fery, aina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fijaliana mafy
5  [1.1][ferin' aina] fahoriana entina an-kasarotana mafy, ka efa atao mampijaly ny tena aoka izany (fiteny koa ny hoe feritr' aina, izay angamba avy amin' ny fanaovana ny na ho tra fotsiny ihany)
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2][ferin-aina] Sighing, groaning, grief.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3, 1.5][ferin' aina] souffrance, affliction
Voambolana  8  Ontam-po
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
Tsipelina hafa  10  ferinaina, ferinaina

Fivaditsoratra  11  ferinaina, naferinay, narefinay, nefarinay, niaferany, niefarany, niferanay

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21