|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fetra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay
4  Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id
5  Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  an appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control. [1.2]
7  a limit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  limite [1.8]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny fetra io

Teny iditra (2/2)20  fetra
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  zanaka, taranaka [Sihanaka] [1.78]
Haiendriteny 
23  Tsotra :
24  Tovonana :

Fivaditsoratra  25  fatre, fetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/02