Teny iditra fi~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny fi~]
Famaritana malagasy Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza fitaovaha: Firitsoka (ritsoka)
¶ Tovona mahatonga ho anaram-pomba na toetra rehefa asolo ny mi- amin' ny matoanteny: Filalao (milalao) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the commencement of all modal and relative nouns from the verbal forms in mi-, and fiandry, and fiandrasana, from miandry. [Richardson 1885]
 prefix forming nouns which typically mean, the act of [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay préfixe formant les substantifs des verbes en mi- [Hallanger 1974]

2017/06/29