Teny iditra | fiafanana (afana) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | L'action de se purifier [1.3] | ||||
Ohatra | Napetrany teo anelanelan' ny trano lay fihaonana sy ny otely ny tavy, dia nasiany rano ho fiafanana;
[2.996] | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Fivaditsoratra | fanafiana, faniafana, fiafanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02 |