|
|
|
|

Teny iditra1  fiahiana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fikarakarana, fitandremana lehibe: Ho an' ny vehivavy, ny fiahiana ny tokantrano no tokony ho tampon-dohan-draharahany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#8] La sollicitude, les soins
Ohatra  5  [2.424#] Lazao azy fa ny ankabeazan'ny vehivavy rehetra dia mitovy fiahiana aminy.
6  [2.59#] Nefa na izany aza no fiahiana atao, dia mandroso mihamafy hiany ny aretina.
7  [4.27#] Ny toerana fiahiana ara-panahy sokajin' olona manokana ihany no maningana amin' izany.
Fototeny  8  ahy

Fivaditsoratra  9  afahinay, ahafinay, fiahiana, fiaihana, hafianay, hiafanay, iafahany, ifiahana, ihafiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21