Teny iditra | 1 fialofana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] shelter, refuge |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.8] abri, refuge, retraite 5 [1.66.fr#822] retraite |
Ohatra |
6 [2.445] Angamba fialofana no tokony hilazako azy. 7 [2.270] Finoana sa fialofana no tadiavinareo, ry havana? 8 [2.643] Raha mbola kely mila fialofana, fa rahefa lehibe ialofan' ny madinika. 9 [1.66.fr#822] Voasinton' ireo fialofana tsy nisy mpanatabataba ireo ny voron-dranomasina dia tonga natory tao (Les oiseaux de mer, attirés par ces retraites paisibles, y venaient passer la nuit) |
Fototeny | 10 aloka |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny fialofana io |
Fivaditsoratra | 12 fialofana, filaofana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |