Teny iditra | fiandrianana (andriana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Toetra maha-andriana; voninahitra, fahamboniana, fiamboniana: Tandrovy lalandava ny fiandriananao [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | royalty, kingship, sovereignty. [Richardson 1885] | |
the dignity of royalty kingship, sovereignty [Hallanger 1973] | ||
Fandikana frantsay | gloire et honneur du roi ou de la reine; souveraineté [Hallanger 1974] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |