Teny iditra |
fiandrianana
(andriana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toetra maha-andriana; voninahitra, fahamboniana, fiamboniana: Tandrovy lalandava ny fiandriananao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Royalty, kingship, sovereignty. [1.2]
|
| The dignity of royalty
kingship, sovereignty [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Gloire et honneur du roi ou de la reine; souveraineté [1.8]
|
Ohatra |
1 | Amin' ny fiandrianana avo, izay nomen' i Jehovah Anao.
[2.649]
|
2 | Nivoaka amy ny fiandrianana toy ny teo hiany Ranavalona III.
[2.59]
|
|
Kamban-teny |
|
|