Teny iditra fiantsonana (antsona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ fiantsoñana ] [Tambahoaka] fitodiana (sambo) [Rakotosaona 1975]
 [ fiantsoñana ] [Bezanozano] fitodiana [Rakotosaona 1975]
 Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a landing-place, a port, a harbour. [Richardson 1885]
 a port, a seaport; cf. seranana, fitodiana [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay le port, débarcadère ; cf. seranana, fitodiana [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpitovy hevitra fitodiana ~ seranana
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny fiantsonana ity (1): Fiantsonana

Teny iditra Fiantsonana (fiantsonana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany fiantsonana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31