Teny iditra | 1 fiarabe |
Fototeny | 2 fiara, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5] autobus |
Ohatra |
5 Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. [2.4] 6 Mitatitra ranontany amin' ny fiarabe ny mpanam-bola. [2.445] 7 Ary tao no nandray ny fiarabe "Tasso» nampitohy ny renivohitra tamin' i Mahajanga. [2.356] |
Voambolana |
8 Fitaterana |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 fiaram-bahoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |