Teny iditra | 1 fibedibedesana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fimenomenonana miverimberina Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] L'action de parler ou gronder à tort et à travers |
Fototeny | 5 bedibedy |
Tovy hevitra | 6 fibedibedena |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |