Teny iditra | fibedibedena (bedibedy (bedy)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fimenomenonana miverimberina Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de parler ou gronder à tort et à travers [1.3] | |
Ohatra | Fa halaviro ny fibedibedena foana;
[2.996] | |
Tovy hevitra | fibedibedesana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |