|
|
|
|

Teny iditra1  fibedibedesana
Fototeny  2  bedibedy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fimenomenonana miverimberina
5  Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato
6  Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  L'action de parler ou gronder à tort et à travers [1.3]
Tovy hevitra  8  fibedibedena

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09