|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fidina
Fototeny  2  fidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] alaina izay tiana, alaina izay tsara fantenana, jobonina, tsongoina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to be chosen
6  [1.2] to be selected
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on choisit
Ohatra  8  I Madagasikara no fidiko amin' ny tany rehetra [1.1]
9  Kanefa misy izay tsy maintsy ho nofidiny aloha [1.38]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  fidina
Fototeny  15  idina
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1] Fomban' ny zavatra midina, izany hoe mandeha avy ambony ka milatsaka ambany: Ela loatra ny fidin' ny lasantsy
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3] manière de descendre
Haiendriteny 
19  Tsotra :

Fivaditsoratra  20  adifin, difain, fadiny, fanidy, fidani, fidany, fidina, finday, nadifi, nadify, nifady

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20