Teny iditra | fidirana (iditra) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Asa atao rehefa miditra: Sarotra ny fidirana amin' io fikambanana io Toerana voatokana hidirana, izany hoe hitsofohana amin' ny toerana iray, trano, saha: Itỳ no fidirana ato amin' ny saha Vola aloa amin' ny fijerena fampisehoana na fandraisana anjara amin' ny lanonana iray: Ohatrinona ny fidirana amin' ity rindran-kira itỳ? [1.1] | ||||
Fitsofohana [1.13] | |||||
Fanazavàna teny anglisy | An entrance. [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Entrée, admission, pénétration [1.13] | ||||
Ohatra |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fidirana io | ||||
Sary | |||||
Fivaditsoratra | faridina, fidirana, firidana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/30 |