Teny iditra fidradradradrana (dradradradra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiantsoantsoana, filelalelana, fikiakiahana, figogogogoana, fijafajafana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Lamentation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Lamentations [1.3, 1.8]
 Les cris perçants, les cris de douleur [1.3]
 Cris et pleurs [1.8]
Ohatra ary fitomaniana sy fidradradradrana loza no voasoratra teo. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08