|
|
|
|

Teny iditra1  fierona
Fototeny  2  erona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Famoahana feo toy ny mingonona arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Vaky nandositra aho nandre ny fieron' ilay alika
Tovy hevitra  5  fieronana

Fivaditsoratra  6  arefony, fierona, fireona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21