Teny iditra | fifanalana hazakazaka | |
Singan-teny | fifanalana ; hazakazaka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny frantsay | Concours à la course [1.3] | |
Ohatra | Tsy fantatrareo va fa maro no indray mihazakazaka ao amin' ny tany fifanalana hazakazaka, nefa iray monja no mahazo loka? Mihazakazaha toy izany mba hahazoanareo.
[2.996] | |
Voambolana | Fanatanjahan-tena | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |