|
|
|
|

Teny iditra1  fifanalana hazakazaka
Singan-teny  2  fifanalana, hazakazaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#18] concours à la course
Ohatra  5  Tsy fantatrareo va fa maro no indray mihazakazaka ao amin' ny tany fifanalana hazakazaka, nefa iray monja no mahazo loka? Mihazakazaha toy izany mba hahazoanareo. [2.996#53.9.24]
Voambolana  6  Fanatanjahan-tena

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07