|
|
|
|

Teny iditra1  fifankazarana
Fototeny  2  zatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  familiarité [1.3#869]
Ohatra  6  Efa volana maro no niaraha-nitoetra ka tsy fifankazarana ihany no nisy tamin-dry zareo roa trano, fa fifankatiavana mafana koa. [1.214]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21