Teny iditra | 1 fihaingoana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny asa atao raha mihaingo: Tsara ny fihaingoana raha atao amim-pahendrena Ny zavatra entina mihaingo: Vary nisy nangalatra ny kaviny, ny haba volamena, ny fisisika, ny fihaingoany rehetra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#206] L’action de se parer, ornement |
Ohatra |
5 [1.437#] Manao fihaingoana fatratra araka ny foraba tamin' izany. 6 [2.69#] Nony ela ny ela, dia sendra nisy mpanankarena maty, ka lambamena sy fihaingoana saro-bidy maro karazana no nampombain' ny havany azy. |
Fototeny | 7 haingo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |