Teny iditra fihaingoana (haingo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny asa atao raha mihaingo: Tsara ny fihaingoana raha atao amim-pahendrena
¶ Ny zavatra entina mihaingo: Vary nisy nangalatra ny kaviny, ny haba volamena, ny fisisika, ny fihaingoany rehetra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31