Teny iditra fihaino (haino)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mihaino
Azo henoina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] The ear of the petty chiefs [1.2]
Fanazavàna teny frantsay La manière d’écouter
Ce qui mérite d’être écouté [1.3]
Ohatra Diso fihaino angaha ianao, fa ianao no lazainy amin'izany [1.262]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03