Teny iditra | fihanaky > fihanaka (hanaka) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny rano na menaka mihanaka, izany hoe mihahaka eran' ny toerana manodidina [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | épanchement, diffusion [1.13] | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | fanahaky, fankahia, fihanaka |